Prendre contact
Lot VF 60 Mahamasina Nord – Antananarivo 101, Madagascar
craad.madagascar@gmail.com
Ph: +261 32 60 343 61

Festival de l’écologie

Festival de l'écologie

Mankasitraka sahady ireo fikambanana sy vondrona tanora isan-karazany: mpitolona, mpitarika, mpikaroka, miara-miasa amin’ny RJDD, Craad_OI Madagascar – Page II, sy FARM Madagascar amin’ny fanomanana ny FESTIVAL DE L’ECOLOGIE 2022 izay ho tontosaina ny Sabotsy 12 Novambra ho avy izao , manomboka amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny 5 ora hariva. 🙂

Manasa antsika rehetra ho tonga hijery sy hianatra ny fomba maro ahafahantsika miaro ny tontolo iainantsika. Ary ihany koa hampitombo fahalalana mikasika ireo tolona sy ady mbola iraisana.

TONGAVA MARO

We use cookies to give you the best experience.